HAUTE PENETRATION SOAVINIMERINA
Misaotra antsika tsirairay avy amin'ny anaran'i Jesosy izahay mpiandraikitra ny asa fitoriana eto anivon'ny tanora GRANDE ZONE 6 noho ny fahavitan'ilay HAUTE PENETRATION SOAVIN'IMERINA teo.
Andriamanitry ny fiadanana anie hanome sy hanonitra izay laninareo tamin'ny fanampiana sy fananganana ny fiangonana SOAVIN'IMERINA.
Ny asa dia mbola tsy tapitra fa mbola mitohy koa manantena anareo rehetra izahay mba hitrotro am'bavaka sy hanampy hatrany.
Ny tatitra momba ny lasy dia ao amin'ny onglet: ACTIVITES
Ny sary kosa dia mbola ho avy.
Ny mpiandraikitra
Mankasitraka an'i Chef Gaio nanangana an'ity site ity.
RépondreSupprimerMarina tokoa fa ny asa dia mbola mitohy fa tsy tapitra hatreto.
Amin'ny Sabata 23 jolay 2011 ho avy zao dia mbola hisy indray ireo fanahy manolo-tena ho an'i Tompo.
Koa manasa antsika rehetra izay efa tany na ireo izay mbola tsy tany ihany koa hanatrika izany fotoana miavaka izany sy hitsidika ny fiangonana izay natsangantsika eee!
Ny toerana dia tsy miova e! ao Soavinimerina ihany 5,6 km miala eo Mahitsy tsena.
Dia mirary fahombiazana hatrany ho an'ity vondrom-paritra lehibe faha VI ity, eo ambany fahasoavan'i Tompo.
Maranatha.
Tena mankasitraka ry reto @ty blog ty a! Ho an'i Gaio manokana, tohizo rse fa zay manotrona a!!
RépondreSupprimerPAG>de firy teo ho eo moa zany ny batisa zany hatreto? De nanao aôna ny fotoana?
fa totem vaovao ndray nga le riniala io fzay ôtrn tsy maharak an!!!
RépondreSupprimer