ANIMATIONS

FIDIO ANIO ZAY HO TOMPOINAREO
(Chef Saiga Vigoureux)
Fidio anio zay ho Tompoinareo (3 fois)
Fa izaho sy ny ankohonako dia anompo an’I Jehovah
Isa, tokana ilay paradisa
Roa, aza manompo Tompo roa
Telo, izay tsy mahay amin’ny helo
Efatra, isika miara-mitehaka
Dimy, aoka andinika tsara
Enina, sao ho latsa anenina
Fito, fidio izay hotompoina
Valo, tohero ilay fahavalo
Sivy, tokana ihany ilay izy
Folo, samy mifaly daholo
Fidio anio zay Tompoinareo
Tsy hanompo an’ny devoly
Fa hanompo an’I Jehovah


RAHA ITY TANAN’ISE ITY
(Chef Saiga Vigoureux)
  1. Raha ity tanan’ise ity no manakana an’ise tsy ho any amin’ny fiainana mandrakizayTapaho, alahoFa tsara amin’ise no tsy manana tanana nefa tonga ary
  2. Raha ity mason’ise ity no manakana an’ise tsy ho any amin’ny fiainana mandrakizayPotsiro, sokiroFa tsara amin’ise no tsy manana maso nefa tonga ary
  3. Raha ity tongotr’ise ity no manakana an’ise tsy ho any amin’ny fiainana mandrakizayBorio, arioFa tsara amin’ise no tsy manana tongotra nefa tonga ary
MAKANESA
(Chef Saiga Vigoureux)
(Ô makanesa) makanesa ianareo
(Zay miasa) zay miasa fatratra
(Sy mavesa) sy mavesatr’entana
(Fa Izaho) fa Izaho no anome fitsaharana
(Horaia) Ento amin’izay ny ziogako
(Horaia) Ka mianara amiko
(Horaia) Fa Izaho no anome fitsaharana


RAHA TE HO SAMBATRA
(Chef Saiga Vigoureux)
{Raha te ho sambatra ianao (2fois)
Hazony mafy ny finoana
Jehovah no mpiandry anao
Sambatra tena finaritra ianao}

{Tena miredo (3fois) ny hiran’ny olo-masina} 3 fois
Tena iainan’ny olom-boavonjy ny fiainana tena sambatra

Ô rababany
(Chef Parfait)
Ô rababany e oia e ia e (2 fois)
  1.   {Tranobe mandeha (lamasinina e ia e)} 2 fois
  2. { Soavaly barara (Moto e ia e)} 2 fois
  3. { Kin’kanaé e (bisikilety e ia e)} 2 fois

BAOLINA MALAZA BE
( Chef Lippizaner/ Cheftaine Pivert gracieuse)
Baolina malaza be tao ambonimbony tao,
 Baolina malaza be mbola tsary hitanao(2x)


And 1: Raha atomboka lalao,inona no hitanao?
 i Jesosy izay andresy i satana no resy.(2x)

And 2: Raha nanomboka lalao;ny anjely re ny goal;
de nandeha ny pasepase;hors jeu ingahy jodasy(2x)

And3: I Petera no demi;i Philipo tankavia;
nanampy azy ry Jaona ary Bartelemi (2x)

And 4Pasteur re ny goal;loholona demi;
nanampy azy chef guide;directeur d’eglise(2x)

And 5Raha nifarana lalao;inona no hitanao;
i Jesosy izay nandresy;i satana no resy(2x)

Baolina malaza be tao ambonimbony tao,
baolina malaza be mbola tsary hitanao (2x)


WANG TCHATCHA
(Chef Lippizaner flexible/Chef Raoult)


{Wang tchatcha
wang pega
wang chuza
wang shalalapa} 2 fois


Jesu no umbelelam yo
Jesu no umbelelam you know
umbelelam
Wang tchatchalapa
Wang pegalapa
Wang Chuzalapa
Wang c'est jolie
You know umbelelam

Zone 6, tsy vitsy
Izahay rehetra dia tsy mba kivy
Zone 6, tsy vitsy
Ambiansinay tena izy
Zone 6 tsy misangy ireo
N'inon'inona miseho
Ho iray ho an'ilay Ray
Zone 6 tsy misangy ireo
N'inon'inona miseho
Ho iray mandrakizay

MODELY TSY MANJARY
(Goma avaratra)
(Chef Lippizaner flexible)
  1. Misy rangahy irayIzay milaza izy marinaNefa izy misotro toakaTeo anatrehan'ny vahoaka
  2. Vadin'azy miasa lohaVady aman-janaka mijalyAleon-drangahy misotro toakaToy izay ividy loaka
  3. Soran'azy sarakayTendan'azy lantonoaraKibon'azy damozanyPekinazy vody basy
  4. Mason'azy kara sakayVavan'azy sapomaTragnonazy anaty baraMatory izy mina maty
  5. Loha nazy kara babakySofigny nany kaipakaipaSognonazy garadoboNifin'azy mitaralila
Ref:
 (ô zany ve?) zany ve no môdely?
(halako môdely tsy manjary tsy manjary tsisy fôtony)
Mamo vao mamela
(isaky mamo mirediredy)
Mamo mirediredy
(ka hoe)
zaho tsy hisotro intsony


ZAHAY TANORA
(Chef Lippizaner flexible/Cheftaine Rinah)


A-Zahay tanora taizan'iJesosy
Voakolokolo ny saina sy fanahy
Sy ampijoro ny fiangonana

1)Ny distrikaTanjonandriana
2)Ny distrika Androndra
3)Ny distrika Mandrosoa
4)Zone 6 ho an'i Kristy

Ref:
{iôô......... iôiô  ôô iôiô
(mifohaza mitsangana ny distrikan'ny Tanjonandriana/ Androndra/Mandrosoa)}3 fois
Areheto ny fanilonao

B-Ny fahavalon'izao tontolo izao
Satria zahay tsy maintsy mandresy
Fa tokinay sady herinay
Dia Jesosy kapiteninay


HIAKATRA ISIKA
(Chef Korat courtois)

Hiakatra isika hiakatra
Rehefa tonga Jesô dia hiakatra
Ny trompetra haneno be
Fa ny Tompo hidina e!
Mba handray antsika hiakatra
Aleloia


FETY BE
(Chef Raoul/Cheftaine Pivert Gracieuse/Cheftaine Armance)

1)Fety be ty anjomban-ny Nanahare
   Mivoria iaby tsika ko ahe
2)Lehibe fahasoavan'Nanahare
   Le romboy e! ho masak'e!


Kosiho(2) am-pandehanana
Babeho(2) am-pahasambarana


ZATOVON'I SALEMA


  1. Zatovon'i salema
    Na misy kilema
    Ndaho re! Ndaho re!
    Hamonjy namana
  2. Tanora maro an'isa
    Maro tsy voatanisa

    Avia re! Avia re!

    Hitory famonjena
Ref:
(Wally walla) 2 fois
Fomban'i Satana
Avia aty, avia aty
Tafiky Jesosy Mpamonjy(J.A)
Hiaraka hiasa aminao Jesosy (club ainé) ( eh)
Hiaraka hiasa aminao Jesosy(Ambassadeur) (Ah)
Hiaraka hiasa aminao Jesosy(Explo) (oh)
Hiaraka hiasa aminao Jesosy( Aventurier)(ih)