lundi 5 mars 2012

Mitohy hatrany ny asa ato amin'ny grande zone 6 miaraka amin'ny CGZ6 vaovao: ny Chef Harfang Placide sy ireo chef guide mpiara-miasa rehetra.
Homba azy ireo anie ny Tompo mba aha-efany be amin'ny asany ary ho avy tsy ho ela Jesosy.
Amen!!!