mercredi 16 mai 2012

VAKY LAY GOAVANA AMBOHIDRAZAKA


Ho an’ny tanora rehetra mihoatra ny 13 taona, ny tanora zokiny rehetra, ny mpitarika rehetra, ny filoha mpitarika rehetra
Aoka isika hiomana dieny izao fa ho avy ny vaky lay izay ho ataontsika rehetra
Daty: 19 Aogositra-02 septembre 2012
Lohahevitra: Ary ankehitriny “omeo ahy iry tendrombohitra iry” (Josoa 14:12)
Frais generaux: 5 000 Ariary (25 000 FMG), aza adino nefa ny mandoa ny assurance fa 7 00 Ariary (3 500 Fmg) fotsiny io.
Fisoratana anarana: efa misokatra any amin’ireo CZ akaiky an’se ary mifarana ny 22 jolay 2012 (Fiche d'inscription telechargeable)
Fitaterana sy fandaminana ny sakafo: ataon’ny isam-piangonana.
Aza tara ary, vonjivonjeo, entano ny namana rehetra, fa ho azontsika io tendrombohitra io.