Ny taona 2012 hatramin'ny 2015
- Totem : Harfang Placide
- Tena anarana : Rochel
- Fiangonana niaviany : Francophone Ambohijatovo
- Distrika : Mandrosoa
Grande zone
- Ny anarana iantsoana: Grande zone 6
- Ireo distrika mandrafitra azy : Mandrosoa-Tanjonandriana-Androndra
- Hetsika:
-Formation spéciale ho an'ny filoha mpitarika
Ny taona 2009 hatramin'ny 2011
- Totem : Saka Sariaka
- Tena anarana : RAJAOBELINA Jacquelin
- Fiangonana : Mahamasina
- Distrika : Mandrosoa
- Ny teniny momba ny grande zone 6 :«mahafinaritra ny fiaraha-miasa sy ny fizarana andraikitra teo amin’ireo filoha mpitarika, tsy niasa irery aho noho ireo mpitarika nahafatra-po »
Grande zone
- Teny filamatra : « Izy tsy maintsy mitombo, isika tsy maintsy mihena » Jao 3 :30
- Ny anarana niantsoana azy: Grande zone 6
- Ireo distrika nandrafitra azy : Mandrosoa-Tanjonandriana-Androndra
- Ireo hetsika natao :
-Betatao (niaraka tamin’ny grande zone 11)
-Soavinimerina (Grande zone 6 manokana)
- Lasy dingana faharoa (2nd degré) niaraka tamin’ny grande zone 11
-Fanofanana ho filoha mpitarika ka teo amin’ny 50 ireo nivoaka
Ny taona 1997 hatramin'ny 2007
Mpitantana
Totem : Abeille Laborieuse
- Tena anarana : RANDRIANATOANDRO Lalao
- Fiangonana : Mandrosoa
- Distrika : Mandrosoa
Zone
- Ny anarana niantsoana ny grande zone : Zone 6
- Ireo distrika nandrafitra azy : Mandrosoa-Tanjonandriana-Ambohijanaka
- Ireo hetsika natao :
-Classe progressive
-Lasy dingana voalohany (1er degré) sy dingana faharoa (2nddegré)
-Haute penetration nananganana sekoly sabata zanany tany Ankadinandriana
-Haute penetration niarahana tamin’ny FMC tany akaikin’ny Manjakandriana
-Famoahana filoha mpitarika isaky ny 3 taona